Sinoa, Senegaly,Vazaha, Comores

Published on 03/25,2009

Dia tena nihatra tokoa ireto fomba fiteny ireto…

 

Sinoa very entana (Behoririka - nanjakan’ny fandrobana - feno fitoeram-pivarotana sinoa)

 

Sonegaly nahazo baiko (na ny be grady indrindra na ny kely grady indrindra )

Vazaha tara sambo : (niezaka nanenjika ilay sambo ihany ilay vazaha, ary nandeha fiaramanidina mihitsy hanenjehana izany sambo izany, ny sambo nontaigenan’ny endrikendrim-bazaha toa azy anefa efa lasa [izahay tsy hiverina hoy ry zareo raha tsy ny vahoaka rehetra no antsoina hoe vahoaka], tara sambo Ingahy, naka vedety ihany ny niafarany…) 

Echauffement -ny Comores : (be fihetsiketsehana alohan’ny lalao, avy eo rehefa tena lalao tsy misy atokona…) 

Manontany basy amin’ny Anglisy (eny soanierana ny fitoerana basy)

Vazaha lany mofo (Touriste-ny 13 Mai)

Départ Américain (nankany swaziland)


Hevitra

  1. ikalamako

    :-D :-D :-D


  2. sitlo

    Izay aho vao naheno an'ilay echauffement!

    muahahhaahahha


  3. fahamarinana

    za koa zay vao naheno ilay hoe echauffement ..mdr


  4. finoanaranoray

    Echauffement-ny Comores : tamin'ny lalaon'ny Nosy taty Madagasikara no nanombohan'io fiteny io - alohan'ny lalao moa dia manodidina ny kianja eo ihany ny mpilalao no manao "Echauffement"...tena nitolagaga daholo ny mpijery nahita ny "Echauffement"-ny Komoriana sasatsasany, gravy be --- nieritreritra hoe tena mahay be ireo---kinanjo rehefa tena raikitra AOTRA.


  5. fahamarinana

    hahahaha tsy mihomehy loza !!..
    Ny ahy ny mahatalanjona ahy ndraindray dia hoe maninona ilay fiteny ireny,mazana zavatra ratsy sy mahatsikaiky hatrany ny niandohany ...


  6. Vale

    Hihihihi =)) =))=))


  7. lalah

    Mampihomehy ry reto nareo a.Sady mahita ho atao no mahita ho lazaina.fa ny tena mampalahelo ho aho dia ry TGV mandrora mitsilany.
    Ny zavatra ataony ihany no lazainy fa ataon ny olona.
    lazaina fa mampiditra mercennaire RAVALO nefa kay izy sy ny CAPSAT no nampiditra frantsay hamono antsika gasy.
    Lazaina fa tambazana vola ny olona manohana an-DRAVALO nefa izy mitsy no tena manakarama.
    Zao tambazana amin ny menaka 12500fmg reo Gasy Vendrana mpanohana azy fa tsisy na ny anendasana foza orana aza.tsy mila zay e.zay mahatakatra menaka luxe fa tsy menaka déchet.mitapy ho aho lay TGV io.na ny conseillers ny aza tokon alefa any am 18. io fa efa ataon ny olona saribakoly sahady.Ratsirahonana no tena mitondra ny baolina nefa io ko aza hondrakondrafana

    mitapy e.


  8. fitia

    Raha amiko manokana tsy hoe mpombo ny TGVaho tena sanatria ny vava fa raha amiko ho'aho aleo aloha hijanona kely eo 3 volana monja ahita ny tsiron'izany hoe Filoha,tena tsapa zao fa ny Dadanay ihany no tena tia fandrosoana atony innona intsony moa vola be efa nananan efa ela anie izy na tsy filohaaza e! fa ny gasy no ninia nikimpy ,y Andrikely aloha de afa-baraka koa atsy ho atsy fa na tsy afaky ny TIM aza efa miomana hanala azy koa ny Arema de ho hitany havany eoe! ty toerana nalaina am-boletra nefa amam-bolana raha hisy de atao veloma tsisy saina tsy aleo nihonona t@ maha-ben'ny tanana a!ny @ capsat sy hadalany ndry de rehefa tsy mandray karama elaela ve tsy i Le Andry ndray no hambanany basy de ho hita eo e!mahereza daholo ry Gasy namana fa ady farany hanavotantsika ny tanintsika izao VIVE MADAGASCAR,MIALA TSINY AHO FA TSY METY TAFIDITRA MPIKAMBANA mihintsy j'sais plus pourquoi!



Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article