nandalo teto... 1

Published on 04/29,2010

Nandalo teto aho

dia nahita ny sonia

napetraky ny lasa


Hevitra

  1. Kdaombaramita

    Taiza tokoa moa io ?


  2. finoanaranoray

    Madagasikara ihany io ka...
    Tanana iray Malaza be...
    ary amin'ny ville...


  3. Nannie

    Hummm... La Haute Ville ô ? Tsara !



Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article