nandalo teto dia naka sary...(3)

Published on 05/02,2010

Eto no anisan'ny hiampitana amin'ny sary teo aloha...


Hevitra

  1. Nannie

    Bypass ve io ?


  2. finoanaranoray

    Tsy any Tana io ka... nefa Any Mada Ihany


  3. Kdaombaramita

    Ambatofotsy atsimo ?


  4. LeRastah

    Tsy ilay toerana any akaikin'i Nosy Be ve io ? Akaikin'i Nosy Komba.


  5. Kdaombaramita

    Lazao moa rô !


  6. finoanaranoray

    Ankifigny lalana mankany Nosy Be ... avy eo no maka sambo handehanana any Nosy Be...
    Nosy be ilay sary hafa sasatsasany...



Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article