Nampiesona Andriamanitra...

Published on 02/07,2011

Tena hay ve Andriamanita ity mahay mampiesona eh...danz be ilay soridalana nataony...tsy maintsy nampiesoniny aloha...

Tsy nisy "négociation" io ah...

eny eh, nahatsapa fotsiny ilay akama hoe toa tsy misy mety amiko ireto biby sy dinozoro be ireto...tsy misy pointure-ko ireto hoy ny akama...

fa tonga dia nampiesonin'Andriamanitra i Lery, nataon'Andriamanitra ny "opération"...surprise - dia ohatrotran'ity izany ny vehivavy taloha : (Tsy noforoniko izany fa izay voasoratra dia voasoratra...)

raha tsy mivaoka ilay sarina vehivavy voalohan'indrindra dia jereo eto sary

 

mampi te-hihinanana - tsy maintsy andrahoana - asiana sira kely - asiana saosy kely...tsy dia hohanina isan'andro...

tena raha hen'omby ilay izy be nofo be k'ty...fa raha tratran'ny akama kosa manifinify ihany...

misaotra amin'ny ilay fampiesonana Andriamanitr'o...milay ilay mamaky baiboly ka...

 

NB: nahasondrian-tory no dikanteny ilazan'ny baiboly azy...ilay tantara izany dia ao amin'ny baiboly eh... Genesisy...


Hevitra

  1. simp

    tsy haiko fa te hiresaka be momba an'i koutiti ah izany...


  2. simp

    mampilendalenda kosa le kotoleta omby an ^:^


  3. raprosy

    Raha azoko tsara, dia hazon-damosina ve izany io hena sy taolana misy persily amin'ny sary io ? :-))


  4. Fanhaiky

    Soa ihany fa mbola tsy andron'ny karemy izao fa raha tsy izany angamba dia asa fotsiny, sasatry ny mandona tratra angamba mahita ireo hhhhheeeennnnnaaaa ireo!!! Andriamanitra kos ts mampiesona izan fa andriamanitra hafa angamba izan =)) =)) Mrc bcp dia mazotoa mitoraka bilao hatrany eh.

  5. finoanaranoray

    ary nivadika spam ny an-dra Fanhaiky... tena nampiesoniny mihitsy i Adama ka - raha tsy izany ve tsy nitsaoka nandositra lery : taolantehezana be izao no hoesorina manta...sa tokony hoe anestesia local... simp: koutiti ??? raprosy : taolantehezan'omby io...


Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article