ny manao Pub tsy asa an...

Published on 08/08,2011

alt

Ny manao dokam-barotra tsy asa an...voaporofo mazava izany araka ny voasary, ohatrinona lesy no mety ho karaman'i Boay kely?...tena efa tamin'ny androny ankizy "journée mondiale contre le travail des enfants" mba te-hanoratsoratra an'ity.

mbola toran'ny hehy ihany lery nefa vao nahazo carton rouge...

ny godasy jere malalaka be...

alt

Lasa manao style facebook be koa zany blog-ko izany...sssh...sary - soratra kely - vidéo...


Hevitra

  1. kdmbrt

    Ie, tena oa tsra ilay hevitra.

    "style facebook", izaho efa nila tany koa mbola ampidirina kizo eto ihany, ah ah ah !


  2. finoanaranoray

    ah ah...azafady...



Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article