demagozia be fotsiny

Published on 12/26,2011

...demagozia be fotsiny ny programan'asako voasoratra tany aloha tany...

  1. Tsy voavaky hatramin'ny farany ny Baiboly...hatramin'ny androany ve rangahy mbola Amosa...tsss...
  2. Mbola tsy misy mody aloha izany...sssh...mitady ho lasa hotel ilay tokantrano : matory, man.., misakafo, misasa, mandeha mivaoka ny trano...
  3. inona akory ny eo fa in-3 ny ni format ordi...sady amin'izay virus efa elabe no namely win sality moa...sssh...
  4. tsisy fifidianana akory...sssh...na ny vato TIM aza tsy dia nandalo firy tamin'ny tanako (vato TIM :vola 50 000Fmg)
  5. vao maika koa adalan'na f a ce b oo k...lehty eh...
  6. tsy nanoratra tato firy...ny fampiditra (mot de pass) aza saika adino...

Bon...manarina indray amin'ny 2012...raha tsy tonga amin'ny 02/01/2012 ny Tompo (ho avy tampoka ohatran'ny mpangalatra hono nefa misy miseho mahalala...)

Esoriko amin'ny voambolana angamba ny teny hoe "VITANTSIKA IO"...

Ary mahagaga fa isaky ny fotoana toy izao aho te hihinana look's foana an...tsy azoko mihintsy...tamin'ny sabotsy zao gisa no laoka, matsiro an...nefa ohatarny look's ihany no tiako hohanina...tsy azoko...

brrr...

 

 


Hevitra

  1. Kdaombaramita

    Ento mora ny fiainana Rakoto a ! Manaova fety sambatra fa aza atao hotely misy serveuse izany ny trano e ! Rehefa tsy vita dia tsy vita fa tsy hiferotan'aina,ankafizo ny tsiron'ny efa vita, ny sisa manaraka eny ihany.
    Dia ataovy manja ny taona ho avy ary fa mbola betsaka ny hisesy :)



Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article