Hadisoana
Lahatsoratra tsy hita.
Tsy dia vaovao (informations no dikan'izany) loatra no ato...fa hevitra ataingina...antaigina amin'ny hevitra efa misy...:-)
1.Amin'izay eritreretiko ho tenenina...
2.sy ny tiako tenenina...
3.sy ny noeritreretiko fa noteneniko...
4.sy ny voateniko...
5.sy ny tianao ho teneniko...
6.sy ny henonao noteneniko...
7.sy ny fandraisanao ny teniko...
8.sy ny fieritreratanao hoe izao no teniko...
9.ary ny azonao amin'ny teniko...
dia misy dingana 9 mety tsy hahazoanao izay teny nolazaiko ...torak'izany koa ny teny nolaizainao...
Na dia izany aza ndao hiezaka hifankahazo e!
***
Ady seza [19]
Ankapobeny [45]
finoana [10]
fampandrosoana [29]
Teny gasy [3]
Sinoa [2]
Afrikana [3]
Vazaha [1]
mpianakavy [3]
spaoro [2]Powered by Lifetype. Design by WPThemes.Info Converted to use with LifeType by James Huang. Valid XHTML and CSS