17 Oktobra, 2008 10:53
boule sa baolina...
Nampidirin'i finoanaranoray, Sokajy [ spaoro ][ (2) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Taiza tokoa moa no fetra farany nahatongavan’ny gasy tamin’ny baolina…hatramin’izay nahatsiarovako tena aloha dia ny BFV SG no hitako lasa lavitra… tipé, féfé, rado, fidy…tsy mitantatara ny zavatra tsy hitakoa aho, toy n,y saint michel - fortior - sotema… fa ny tamin’ny androko dia ry BFV Sg -BTM fc - ACT - COSFAP - VOROMAHERIN’ALAOTRA - SOLIMA - CIMELTA…
22 Septambra, 2008 10:43
360 000 000Ar... Olympafrica-Antsirabe
Nampidirin'i finoanaranoray, Sokajy [ spaoro ][ (2) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Raha tany Antsirabe dia avy eo tany Miarinarivo no novinavianina hametrahana ny foto-drafitr'asa manara-penitra tamin'ny Nov 2007...Raha nisavorovoro ihany hoe mety ho votsitra ilay fanomezana ny fanampiana avy amin'ny olympafrica, noho ny fahataran'ny antontan-taratasin'Antsirabe (?) sy ny tsy fetezan'ny hametrahana ny foto-drafitr'asa any Miarinarivo (lavitra ny tanana ilay toerana?)...
dia raikitra HONO fa ao Antsirabe no hapetraka izany...300 000 000Ar miampy ny fandraisan'anjaran'ny mpahazo tombontsoa 60 000 000Ar...
Hanamboarana kianja fanaovam-baolina - fihazakazahana - toerana fanazaran-tena toa hahazo vahana manokana ny taranja "karaté"- ary "parc" filalaovan'ny ankizy...




