17 Janoary, 2009 15:27
Fanjakana sy Ben'ny Tanana...
Nampidirin'i finoanaranoray, Sokajy [ Ankapobeny ][ (2) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
ny hotelin'ny taona 2009, ireto sary ireto dia nalaina atmin'ny sary vinavina napetraky ny hanao azy mba hahitan'ny vahoaka ny ho zava-bita goavana amin'ity taona 2009 - samy hotely izy ireto, ny voalohany Hôtel de Ville ary ny faharoa Hôtel 5 étoiles...
Ankehitriny dia mifamalimaly ny tompon-kevitra amin'ny fanantontosana azy ireo...ny asa fanantontosana ny iray dia efa lavitra be, ny iray kosa anefa toa mbola vao manomboka fototra (zava-misy janoary 2009)...
Ny iray eo afovoan'ny analakely ary ny iray eny Ivato...
Mba samy hamitombo ny fari-piainantsika anie izy ireo rehefa vita
ny an'i Ben'i tanana







17/01/2009, 17:44
Misaotra indrindra @ sary ô!
aiza ho aiza moa izany izy ity e? :)
21/01/2009, 10:26
ny fandrosoan'ny asa ve no tianao ambara?
ny an'i Be ny tanana no mbola mihitsoka...ary raha tsy diso aho dia vao nangataka rakitra isam-pokonolona izy...
NY an'i Foibe moa iny : mandroso tsara na dia teo aza ilay fahamaizana kely iny...