20 Jiona, 2009 18:21
Vitsy no ho vonoina ho faty alohan'ny 26 jona...
Nampidirin'i finoanaranoray, Sokajy [ Ankapobeny , fampandrosoana , Ady seza ][ (4) Hametraka hevitra ] | [ (0) Verindrohy (trackback) ]
Satria variana amin'ny fandehan-draharaha ny Gasy, dia tena mino aho fa ho vitsy no ho vonoina ho faty alohan'ny 26 jona...ary dia mety ho ambany dia ambany ny salan'isan'ny ra latsaka...
Na hisy Merssa na tsy hisy Merssa...Na ny manam-pahefana na ny Legalista...Na ny misy saina na ny tsisy saina...
Na ny TIMihinana na ny Hazo Amoron-Tevana...
Eny hoy aho Ho vitsy ny Gisa , Kisoa sy Akoho halatsa-dra atao laoka saosy, ho vonoina ho faty atao sakafo 26 jona...





20/06/2009, 21:48
Tant mieux pour les pauvres êtres vivants.
20/06/2009, 22:10
loooooooooollll
danza be le revers any @ farany
manaiky anao ny firenena ee
oh la la yes
24/06/2009, 16:07
Fa ny anay ary tsy ampy sakafo dé maty ho azy fa tsy nalatsa-drà akory.
25/06/2009, 09:38
Mailaka : natao hohanin'ireny...fa aza malahelo e...
Simp: ka io ihany no fandatsahan-drà ara-dalana no sady ara-drariny koa
nketsa: gravy koa izany...llloool