Momba ahy
-
1.Amin'izay eritreretiko ho tenenina...
2.sy ny tiako tenenina...
3.sy ny noeritreretiko fa noteneniko...
4.sy ny voateniko...
5.sy ny tianao ho teneniko...
6.sy ny henonao noteneniko...
7.sy ny fandraisanao ny teniko...
8.sy ny fieritreratanao hoe izao no teniko...
9.ary ny azonao amin'ny teniko...
dia misy dingana 9 mety tsy hahazoanao izay teny nolazaiko ...torak'izany koa ny teny nolaizainao...
Na dia izany aza ndao hiezaka hifankahazo e!
***
Kalandrier
Nampidirina farany
- 13 Mai pour rien...
- Menu 16 000Ar
- nandalo teto ...3
- inona no mampitovy ny "constitution" sy ny vehivavy?
- nandalo teto dia naka sary...(3)
Tahiry
Sokajy
Ankapobeny [52]
Ady seza [20]
fampandrosoana [30]
Teny gasy [3]
finoana [10]
Sinoa [2]
Afrikana [3]
Vazaha [1]
mpianakavy [3]
spaoro [2]
Takelaka hafa
- VAKIO KOA
- ...
Fahana RSS
Powered by Lifetype. Design by WPThemes.Info Converted to use with LifeType by James Huang. Valid XHTML and CSS



