inona no mampitovy ny "constitution" sy ny vehivavy?

Published on 05/04,2010

inona no mampitovy ny "constitution" sy ny vehivavy?

Published on 05/04,2010

  

 

 

Rehefa miresaka mikasika ny maha-vavy ny lahy dia tsy maintsy misy ny hoe "tsara na ratsy ny Constitution-ny"

Izay vao azoko an-tsaina hoe maninona no ovaina foana ny Constitution gasy...

...


Hevitra

  1. simp

    lol


  2. revirevy

    hoatry ny hoe plage de mahajanga zany ito, fa tsy fantatro hoe toerana taiza no nakana ny sary?
    Satria tazana ery ampita i Katsepy? diso ve za?

    Ny @ hoe constitution ndray de mba gaga mihitsy aho amin'ny fampiasan'ny gasy an'io terme io. Ny frantsay tsy dia mampiasa an'io expression io. Filazana fotsiny io hoe tsy misy sampona fa dia hoe salama vatana tsara, fa tsy lay forme loatra na hoe sexy.
    Ary tsy manavaka na lahy na vavy dia azo lazaina hoe belle constitution daholo.
    Dia mazotoa e


  3. finoanaranoray

    tsy i Katsepy io fa any no misy an'i Cap Diego...

    Ramena


  4. Hellen

    The beach looks really great, I would like to go and spend some time in this wonderful place. I'm sure it is great. Cazare Vatra Dornei



Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article