Manasa hihinana...

Published on 12/21,2010

Hazo krismasy

Dodo Toto

Manasy sy Lambahoany

Fontsy lahy na Katakatalahy

Manasa hihinana...21/12/10


Hevitra

  1. Tokinao

    Mampi-te hihinana tokoa izy izany :P


  2. Kdaombaramita

    Ilay sary faharoa moa dia tonga amin'ny filaza hoe : "dakan'ny alika fontsiny", hi hi hi, vokatra tokoa izy izany.


  3. simp

    letchi ve ilay hazo krismasy?


  4. finoanaranoray

    simp --- laotsia tokotrany...

    Kdaomb---lol

    Tokinao---tsy tokony hohanina tsy nandraohana ilay katakatalahy fa mafaitra be, endasina na andraohana...


  5. Kdaombaramita

    Simp > fa aiza no tsy mahalala letsia ?


  6. simp

    zany hoe mbola tsy nahita letsia tahony a fa mbola vao ilay letsia vaoniny fotsiny no nopehako
    :-)


  7. finonaranoray

    izay zany ilay hoe voandalana



Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article