...HEVITRA TAINGINA...antaigina amin'ny hevitra efa misy...:-)
Io misoratra amin'ny Biraom-panjakana io ny toerana...
Tsy azon'ny mpiasan'ny Zone hidirana ato amin'ity Hotely ity fa misakafoin-3 dia rava ny Fanjava raiky...
zany tokoa moa an !!!!!
Blagy ...fa mbola misy ambiny atao frais mody sy andoavana JIRAMA sy fanafody...ary hividianana bonbon ho an'ny ankizy...
Mpiasan'ny zone ihany ve? Tsy ny 80% ny mpiasa malagasy ve no tsy afaka mankao?
ie nanomboka tamin'ny 1991, sa 1982 tsy haiko intsony
Nampidirin'i finoanaranoray : 15:35 Hevitra (4) ¦ Verindrohy (trackback) (0) ¦ Ankapobeny Mialoha Manaraka
zany tokoa moa an !!!!!
Blagy ...fa mbola misy ambiny atao frais mody sy andoavana JIRAMA sy fanafody...ary hividianana bonbon ho an'ny ankizy...
Mpiasan'ny zone ihany ve? Tsy ny 80% ny mpiasa malagasy ve no tsy afaka mankao?
ie nanomboka tamin'ny 1991, sa 1982
tsy haiko intsony