andron'ny lehilahy...
10/18,2008Dia maninona izao raha mba atao mitovy zo tahaka ny vehivavy ny lehilahy...?
...ny lehilahy matetika rehefa mamonjy fotoan-dehibe dia tsy maintsy manao kravaty...ny vehivavy rehefa madio ny ankanjony sy miala kely amin'ny fanao ankoban'andro dia tsy olana...ny lehilahy tsy mba afaka misafidy fa tokana ihany ny mihaja aminy (?) lobaka - pataloha velon-drirana - palitao sy kravaty...ny vehivavy mandeha "jolie"... (tohiny)