Ny Voka-tsoan’ny Hakamoana
11/07,2008Mandehana dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka itsony…
ohabolana filaza amin’ireo mihisatra matetika, …rehefa tena kamo iny ka irahina hamita zavatra…
nahatonga ny vazivazy toy ny hoe :
« tena mazoto be aho izao ka tsy afaka itsony, araky ilay ohabolana io e… »
« …ny hakamoan’ialahy no betsaka… »… (tohiny)