Lesona faha-3 : Maty ho an’ny Tanindrazana
04/04,2009Lesona faha-3 : Maty ho an’ny Tanindrazana
Mbola mitohy ihany ny lesona ataon’ireo mpanao politika amin’ny gasy kely. Ny antsoina hoe maty ho an’ny tanindrazana indray no nampianarina, izany hoe sombin’ilay Hira hoe:
“Madagasikara Tanindrazanay, Tany sarobidy….maty ho anao no tena lazanay” (tohiny)