lesona faha-2: fomba fanaparitahana ny vaton’ny Mpifidy ?

Published on 04/02,2009

Fanaparitahana ny vaton’ny Mpifidy ?

Mitohy ihany ny fampiharana ny lesona politika, eo anivon’ireo izay mankamamy izany. Ny lesona natao tato ato indray dia mikasika ny fomba fanaparitahana vato.

 Jereo eto ny fianarana manaparitaka vato, tena mafotaka. 

eny ambohijatovo na eny analakely no fanangonam-bato ary dia eo ihany no toerana fampitahana azy. Dia misy anie ny vaky loha amin’ity isam-bato ity e…na dia mbola exercice aza fa tsy tena izy....  VATO TENA VATO

Sao dia ela nitoratorahana ka mahavoa mason’angatr’é!

 

Eny mavaivay be mihitsy ny fifidianana amin’izao fotoana izao, ka mahatonga ny sasany manao “haut les mains” (8 doigts vs 2 doigts)…  

8 vs 2

Kisarisary gazety l’hebdo fin Mars 2008

 


Hevitra


Hametraka hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article