RAZANA MANANIHANY...

10/24,2008

Mba gaga amin’ireto razako ireto aho…fa dia tena mpananihany sy mpananihany tokoa izy ireto…ary mpampiasa teny miolakolaka sy midika roa matetika, asa na fialam-bala izany na tena tetika fifandraisana tsotra izao… (tohiny)