boule sa baolina...
10/17,2008Taiza tokoa moa no fetra farany nahatongavan’ny gasy tamin’ny baolina…hatramin’izay nahatsiarovako tena aloha dia ny BFV SG no hitako lasa lavitra… tipé, féfé, rado, fidy…tsy mitantatara ny zavatra tsy hitakoa aho, toy n,y saint michel - fortior - sotema… fa ny tamin’ny androko dia ry BFV Sg -BTM fc - ACT - COSFAP - VOROMAHERIN’ALAOTRA - SOLIMA - CIMELTA…